Teny iditra manao jery vilana (tao, jery, vilana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mody tsy mijery nefa mahita tsara ihany
¶ mangala-pijery [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra manao jery kely

2009/11/07