Teny iditra manao kenda be (tao, kenda, be)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fiteny avy amin' ny famonoana omby, ka ny heviny dia hoe: misavika ny omby eny am-bozony ka ohatra ny manenda azy [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  manao kenda roroka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31