Teny iditra manao kitapo miara-peno (tao, kitapo, araka, feno)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Mitovy hevitra: manao akondro mifa nakon-dravina ~ manao kopaka isasahana ~ manao parasy mitovy volo ~ manao talapetraky ny mpiaotra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31