Teny iditra manao kodia very tsihy (tao, kodia, very, tsihy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manao mosalahy mamery tena
¶ Mitono tena, manao vy very, maneha-doza, manao anjolofo, mankaha-doza, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  atao kodia very tsihy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31