Teny iditra manao lalan-kitan-kisoa (tao, lalana, hita, kisoa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny olona tsy mahalala afa-tsy ny lalana, na ny fomba efamahazatra falehany ihany fa tsy mba mitady hafa na vaovao; fahazarana tafahoatra tsy misy fisainana ka miverimberina tsy misy farany [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay faire comme les cochons qui suivent toujours le même chemin (revenir toujours là ou on a trouvé du plaisir) [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31