Teny iditra manao lapa marivo (tao, lapa, rivo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza izay tsy manaja ny andalan-tohatra fa avy hatrany, raha misy angatahina, mivantana any amin' ny manam-pahefana ambony indrindra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31