Teny iditra manao manda tehezana (tao, la, tehezana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy miaro zavatra na olona, ka ny tena mihitsy no atao fefy amin' izany; miaro amin' ny herin' ny tena rehetra [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  mandatehezana

2012/05/07