Teny iditra manao mangidy tsy andramana (tao, ngidy, tsy, andrana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mbola tsy nanandrana na nitsapa zavatra iray akory dia mihevitra azy ho ratsy na tsy ho vita; manombantombana olona na zavatra mialoha ho ratsy, na dia mbola tsy nifampikasoka taminy na nampiasa azy akory aza; mitsara ivelany fotsiny [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31