Teny iditra manao ny ainy tsy ho zavatra (tao, aina, zavatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07