Teny iditra manao ny halako bika tsy tiako tarehy (tao, hala, bika, tsy, tia, tarehy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza [Rajemisa 1985]

2009/11/07