Teny iditra manao rainazy (tao, ray, azy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manan-toetra morainy loatra, olom-be, tsy mihevitra loatra ny tena adidy, mandefitra na mampihafy ny tokony hatao [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be negligent, to be careless [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay être négligent [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31