Teny iditra manao rano antsangana
Singan-teny manao ; rano tsangana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fomba filomano izay ahitana ilay olona milomano mitsangana nefa tsy difotra na dia lalina aza ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To swim upright; to tread water. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20