Teny iditra manao rano dikain' ny zinga (tao, rano, dika, zinga)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy manaja ny ambaratongam-pahefana fa mandingana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy not getting or taking what one is entitled to [Richardson 1885]

2009/11/24