Teny iditra manao ranomaso havozona (tao, rano, maso, vozona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mitomany be mangata-javatra amin' ny olona, mitomany fatratra mila tsy hionona [Rajemisa 1985]

2013/06/06