Teny iditra manao rano tsilany (tao, rano, tsilany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fomba filomano izay ahitana ilay olona mitsilany nefa tsy rendrika [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to swim or float on the back. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31