Teny iditra manao rarangy (tao, rarangy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra mamely rarangy ~ mikatroka rarangy

2012/08/14