Teny iditra manao rebik' ondry (tao, rebika, ondry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy (fahasimban' ny hoe ribik' ondry) mirohotra manao izay efa be mpanao [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31