Teny iditra manao ronono an-tavy (tao, ronono, tavy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny fanomezantoky handroboana ny sasany; teny mamy manodoka, maharenoka sy mahafaly, saingy tsy azo vitaina sy tanterahina [Rajemisa 1985]

2009/11/07