Teny iditra manao samboady zavatra (tao, samboady, zavatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mametraka io zavatra io eo ambonin' ny soroka iray, dia manasadika azy ao ambany helika mifanohitra amin' io [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31