Teny iditra manao saonjo mihoatra akondro (tao, saonjo, hoatra, akondro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ireo ambany na zandry mitady hihoatra ny ambony na zokiny [Rajemisa 1985]

2012/09/14