Teny iditra manao sikim-ponitra (tao, sikina, fonitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mamatotra mafy ny sikina manodidina ny valahana ho mariky ny fahavononana hiasa mafy [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra misikim-ponitra

2010/01/22