Teny iditra manao soa am-po (tao, soa, any, fo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manao soa tsy mba nifampierana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay [ manao soampo ] faire ce que l'on veut, sans consulter les autres [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31