Teny iditra manao soa volovoloina (tao, soa, volovolo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana fanaovana soa olona nefa andatsalatsana sy imenomenonana any aoriana; manao soa arahin-datsa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay faire un bien chevelu: faire du bien tout en faisant des reproches [Abinal 1888]

2015/10/12