Teny iditra manao tantanan-droa lela (tao, tantanana, roa, lela)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona mahay mihatsaravelatsihy izay miseho ho mifankahazo amin' olona roa tsy mifanaraka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31