Teny iditra manao tombo ho an-tena (tao, tombo, ho, any, tena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mampihoatra kokoa ny azon' ny tena noho ny an' ny hafa [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31