Teny iditra manao tompon-trano mihono (tao, tompo, rano, hono)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny olona tokony hahalala zavatra noho izy eo akaiky, nefa tsy mahalala afa-tsy amin' ny alalan' ny filazan' ny olona [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31