Teny iditra manao torim-boanjo ny lanitra (tao, tory, voanjo, lanitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny rahona toa mivongambongana na mitsitokotoko eny amin' ny habakabaka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31