Teny iditra manao tsatòka (tao, tsatòka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manatsatoka hazo marani-doha hiaro ny fefiloha tsy ho vaky; manaiky handoa antoka amin' ny vola tokony haloa izay very maina raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31