Teny iditra manao tsidi-pahitra
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ¶ mamangy miserana kely toa alasafay fotsiny; manao tsirambina ny asa na raharaha atao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy To peep at, but not to join in what is going on. [Richardson 1885]

2009/12/09