Teny iditra manaovarotraombyanatyambiaty > mivarotra omby anaty ambiaty (varotra, omby, aty, ambiaty)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mivarotra zavatra tsy fantatra akory [Rajemisa 1985]
 [ manao varotra omby anaty ambiaty ] mivarotra zavatra tsy aseho eo anatrehana akory fa lazalazaina am-bava fotsiny ny mombamomba azy [Akademia 2005]
Famaritana anglisy to sell an ox among the shrubs; fig. to cheat in trade. [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana