Teny iditra manao voro-mitahy havana (tao, vorona, tahy, havana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza tsy famaizana ny havana na ny fianakaviana na dia nahavita heloka aza [Rajemisa 1985]

2010/06/05