Teny iditra manapaingotra (paingotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitana amin' ny paingotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To pin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay épingler [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapaingotra
Ny lasa : nanapaingotra
Ny hoavy : hanapaingotra
Filaza mandidy : manapaingora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20