Teny iditra manapararatra (pararatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manidina rano (toy ny amin' ny alalan' ny fantsona); manidina voan-javatra (toy ny avy ao anaty lasaka misy loaka) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manapararatra
nanapararatra
hanapararatra
manapararata

2010/05/14