Teny iditra manapariaka (pariaka (riaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaparitaka, manahaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manapariaka
nanapariaka
hanapariaka
manapariaha
Ohatra Ny fandrarana haino aman-jery tsy miankina hanapariaka ny fandaharany manerana ny Nosy? [SeFaFi ]

2014/09/07