Teny iditra manaparitaka (paritaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manely tsy amin' ny toerana iray; manely tsisy kototony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to scatter [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay éparpiller [Hallanger 1974]
Endriteny 
manaparitaka
nanaparitaka
hanaparitaka
manaparitaha

2012/05/04