Teny iditra manapelapelatra (pelapelatra (pelatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy tehamaina, mamely amin' ny zavatra fisapisaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manapelapelatra
nanapelapelatra
hanapelapelatra
manapelapelara
Teny mitovy hevitra mamelapelatra

2013/03/11