Teny iditra manapendimpendina (pendimpendina (pendina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandoto amin' ny pentina etsy sy eroa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapendimpendina
Ny lasa : nanapendimpendina
Ny hoavy : hanapendimpendina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31