Teny iditra manapendina (pendina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandoto, manisy pentina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapendina
Ny lasa : nanapendina
Ny hoavy : hanapendina
Filaza mandidy : manapendena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05