Teny iditra manapetraka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mametraka [Rakotosaona 1972]
 [ mañapetraka ] [Tanala] mametraka: Laha mienga anareo ka mañap'traha kelikele amin'iñy raha iñy (raha mandeha ianareo dia mametraha kely amin'iny zavatra iny) [Rakotosaona 1972]

2009/02/23