Teny iditra manapiaka (piaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Manapiaka rantsankazo [1.1]
 Manapaka an-drezatra na an-ditra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Briser [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapiaka
Ny lasa : nanapiaka
Ny hoavy : hanapiaka
Filaza mandidy : manapiaha
Tovy hevitra mamiaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20