Teny iditra manapitika (pitika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala zavatra hiendaka ka mampifantsitsitra azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manapitika
nanapitika
hanapitika
manapitiha

2010/05/14