Teny iditra manapitra (tapitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamita: Hanapitra itý asa ity aho va [...]
¶ Mandany: Hanapitra na herinandro aho [...]
¶ (Vola) mandoa hatramin' ny farany: Ha [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to finish, to bring to an end [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   achever [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   compléter [Abinal 1888]
   épuiser; terminer [Hallanger 1974]
Ohatra   Horakoraka indray no manapitra izay. [Rajaonarivelo: Bina, takila 12]
Tsia, hoy ireo, tsy maintsy ianao no manapitra ny ainy fa raha tsy izany dia harary ianao na ho faty. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 57]
Ny bikany  
manapitra
nanapitra
hanapitra
manapera

Teny iditra manapitra (tapitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   salir [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/17