Teny iditra manapoitra (poitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hisehoana, manambotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapoitra
Ny lasa : nanapoitra
Ny hoavy : hanapoitra
Filaza mandidy : manapoira
Tovy hevitra mamoitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20