Teny iditra manapoizina (poizina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy poizina: Nisy nanapoizina, hono, ny rano ao am-pantsakana
¶ Manome poizina: Karohin' ny polisy ny olona nanapoizina azy
¶ Manimba, mamohehatra: Manapoizina ny tanora ny boky toy itony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manapoizina
nanapoizina
hanapoizina
manapoina

Teny iditra manapoizìna (poizina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manapoizina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/21