Teny iditra manapoka (poka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandona: Nanapoka ny vatolampy ny lakana ka vaky [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay choquer, heurter, frapper [Abinal 1888]
Endriteny 
manapoka
nanapoka
hanapoka
manapoha
Teny mitovy hevitra mamoka

2013/03/21