Teny iditra manaporiatra (poriatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampandositra, mampandeha haingana, mamoritra zavatra malemy na rano ao anaty tanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire fuir, faire échapper, faire jaillir [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaporiatra
Ny lasa : nanaporiatra
Ny hoavy : hanaporiatra
Filaza mandidy : manaporiata

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/09