Teny iditra manaporitsaka (poritsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamela zavatra hikorotsaka, hianjera toy ny tsy voatazona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manaporitsaka
nanaporitsaka
hanaporitsaka
manaporitsaha

2010/05/14