Teny iditra manaporofo (porofo)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  manamarina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Justificatif, justificative [1.4]
Ohatra 
1Tsarovy ireo ohabolana malagasy manaporofo ny maha-iray ny olombelona! [2.285]
2Ireto mbola misy ohatra vitsivitsy manaporofo ny firoboron' ny varotra sy famarinan' olona nataon' ny Holandey. [2.366]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaporofo
Ny lasa : nanaporofo
Ny hoavy : hanaporofo
Filaza mandidy : manaporofoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/01