Teny iditra manapotraka (potraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cast down that which was standing upright [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire tomber, jeter à terre; dégrader, excommunier [Hallanger 1974]
Endriteny 
manapotraka
nanapotraka
hanapotraka
manapotraha
Teny mitovy hevitra mamotraka

2010/05/14