Teny iditra manapotsaka (potsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala hivoaka, manesotra, mamoaka
¶ Manatody [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manapotsaka
nanapotsaka
hanapotsaka
manapotsaha
Teny mitovy hevitra mamotsaka

2010/05/14